plt-x-sihanaka_1co_text_reg/06/09.txt

1 line
606 B
Plaintext

\v 9 Mo tsy fantatrareo ma fa ny tsy marina de tsy handova ny fanjakan'Andriamanitra? Aza mino ny lainga. Reo vetaveta, reo mpanompo sampy, reo mpijangajanga, reo lehilà mpivaro-tegna, reo lehilà miara-matory magnano ny fagnaon'ny mpivady, \v 10 reo mpangalatra, reo tsy malala onina, reo mpimamo, reo mpagnaratsy, reo mpagnano an-keriny, tsisy raika amin-jareo reo no handova ny fanjakan'Andriamanitra. \v 11 Fa salan-zany ny sasagny aminareo. Fa efa vôdiko nareo, vômasina nareo, ary vômarigna takeo amin'Andriamanitra nareo tamin'ny agnaran'i Jesosy Kristy Tompo sy tamin'ny Fagnan'Andriamanitsika.