plt-x-sihanaka_1co_text_reg/14/10.txt

1 line
218 B
Plaintext

\v 10 Misy fiteny betsaka samihafa aketo amin'zao tontolo zao, ary tsisy am'reigny no tsisy dikany. \v 11 Fa raha tsy mafantatra ny dikan'ny fiteny raika za, de ho vahiny amin'ze miteny, ary ze miteny ho vahiny aminà.