plt-x-sihanaka_1co_text_reg/09/21.txt

1 line
505 B
Plaintext

\v 21 Tamin'reo ze avelagnin'ny lalàna, de lasana salan'ny ôla avelagnin'ny lalàna za, na de tsy avelagnin'ny lalàn'Andriamanitra aza ny tegnako, fa ambanin'ny lalàn'i Kristy. Nagnano an'zany za mba hazaôko ireo ze ambanin'ny lalàna. \v 22Teo amin'reo malemy de lasa malemy zà, mba hazaôko reo malemy. Tonga ra daôly ho an'ny olo daôly zà, mba hamonjeko ny sasagny amin'ny fomba daôly. \v 23 Magnano ny ra daôly za ho an'ny filazantsara, mba hazaôko mandray anjara amin'reo fitahian'izany.