|
\v 5 \v 6 \v 7 Kristy de nibôgna tamin'i Kefasy, ary avy akeo tam'reo rombefolo; avy akeo de nibôgna ndraika tam'reo rahala miôtra ny dimanjato Izy. Mbola velona ny ankamarôn-jareo, fa ny sasagny efa maty. Avy akeo Izy nibôgna tamin'i Jakoba, avy akeo tam'reo apostoly daôly. |