1 line
287 B
Plaintext
1 line
287 B
Plaintext
\v 16 Tsy fantatrareo ma fa anareo de tempolin'Andriamanitra ary ny Fanahin'Andriamanitra no mipetraka akao aminareo?\v 17 Raha misy ôla mandratra ny tempolin'Andriamanitra , de handratra zany ôla zany kô Andriamanitra. Fa masina ny tempolin'Andriamanitra, ary salan'zany kô anareo. |