plt-x-sihanaka_1co_text_reg/06/19.txt

1 line
462 B
Plaintext

\v 19 Moa tsy hainareo ma fa ny vatagnareo de tempolin'ny Fagnahy Masina, ze mipetraka akao agnatinareo, ze azonareo avy amin'Andriamanitra? Moa tsy hainareo ma fa tsy an'nareo ny tegnanareo? \v 20 Fa ôlom-bôvidy anareo. Kô de mankalazà an'Andriamanitra amin'ny tegnanareo. [Fanamarihana: Ny antontan-taratasy talô de mivaky salan'zao hoe: "Noho zany mankalazà an'Andriamanitra." Fa ny antontan-taratasy tsara indrindra tsy managna zany fampianarana zany.]