|
\v 14 Andriamanitra de efa nanangana ny Tompo sady hanangana antsika kô amin'ny heriny. \v 15 Moa tsy hainareo ma fa ny tegnanareo de rantsambatan'i Kristy? Ka ndesiko ma zany reo ratsam-batan'i Kristy ary ampiraika an-jareo amin'ny mpivaro-tegna? Tsy hisy ane zany! |