plt-x-sihanaka_1co_text_reg/11/20.txt

1 line
475 B
Plaintext

\v 20 Fa refa miangona anareo, de tsy ny Fanasan'ny Tompo no hoaninareo. \v 21Rafa mihinana anareo, de samby mihinana ny ahaniny manokana ny tsiraikaraika alôn'ny ihinanan'reo hafa. Nôna ny raika, ary ny hafa lasa mamo. \v 22Tsy managna tragno ihinana sy isotrona ma anareo? Ho tsinontsiniavinareo ma ny fiangonan'Andriamanitra ka hahetrinareo ze tsy managna na ino na ino? Ino no tokony ho taraviko aminareo? Tokony hidera an'nareo ma za? Tsy hidera an'nareo amin'zany za!