plt-x-sihanaka_1co_text_reg/11/05.txt

1 line
341 B
Plaintext

\v 5 Fa magnala voninahitra ny lôny reo vevavy ze mivavaka na maminagny tsy misaron-dô. Fa tsy hafa ary mitovy amin'ny hoe vevavy magnaratra ny lôny zany. \v 6 Fa raha tsy misaron-dô ny vevavy, de tokony tapana ho foika ny volony. Raha mamegnatra ny vevavy ny manapaka ny volony na ny magnaratra ny lôny, de ôka izy hanarogna ny lôny.