plt-x-sihanaka_1co_text_reg/07/32.txt

1 line
518 B
Plaintext

\v 32 Teko anareo ho afaka amin'reo ahiahy. Ny leila tsy manambady de miahiahy ny amin'ny reo ra ny Tompo, ny amin'ny fomba hampifalena an'Azy. \v 33 Fa ny leila manambady de miahiahy ny amin'ny ran'zao tontolo zao, ny amin'ny fomba hampiafalena ny vadiny - \v 34 mizarazara izy. Ny vevavy tsy manambady na virijiny de miahiahy ny amin'ny ran'ny Tompo, ny amin'ny fomba hanokanana amin'ny tegna sy ny fagnahy. Fa ny vevavy manambady de miahiahy ny amin'ny ran'zao tontolo zao, ny amin'ny fomba hampifalena ny vadiny.