plt-x-sihanaka_1co_text_reg/07/12.txt

1 line
562 B
Plaintext

\v 12 Fa ho an'ny sisa de milaza za - za, fa tsy ny Tompo - hoe raha misy rahalà raika managna vady tsy mpino, ary raha mafaly azy ny miara-miaigna aminy, de tsy tokony hisaraka amin'ny vadiny izy. \v 13 Raha ny vevavy raika no managna vady tsy mpino, ary raha mahafaly an'azy ny miara-miaigna aminy, de tsy tokony hisaraka amin'ny vadiny izy. \v 14 Satria ny leila tsy mpino de natokana noho ny amin'ny vadiny, ary ny vevavy tsy mpino natokona noho ny amin'ny rahalàny. Fa raha tsy zany de ho maloto ny zanakareo, nefa raha ny marina d'efa vôtokana izy reo.