plt-x-sihanaka_1co_text_reg/07/08.txt

1 line
285 B
Plaintext

\v 8 Ho an'reo ze tsy manambady sy reo mpitondratena de mitare ze tsara ho an'azy reo raha mijanona tsy manambady izy reo, sala anà. \v 9 Kanefa zareo raha tsy afaka mametegna, de tokony hanambady. satria tsara kokô ho an'azy reo ny manambady toy zay ampirehetin'ny filàna ara-nofo.