plt-x-sihanaka_1co_text_reg/04/19.txt

1 line
379 B
Plaintext

\v 19 \v 20 \v 21 Fa ho avy tsy ho ela aigny aminareo za, raha sitraky ny Tompo. Ary tsy hahafantatra ny resak'reo ze tegna miavona fotsiny za, fa haita ny herin'jareo. Satria ny fanjakan'Andriamanitra de tsy mifototra amin'ny resaka fa amin'ny hery. Ino no karanareo? Tokony ho avy aigny aminareo miaraka amin'nyy tsorakazo ma za sa miaraka amin'ny fitiavana feno halemem-pagna?