plt-x-sihanaka_1co_text_reg/04/17.txt

1 line
336 B
Plaintext

\v 17 \v 18 Zany no nandefasako anareo an'i Timoty, zanaka malalako sady matoky akao amin'ny Tompo. Izy de hampatsiahy anareo reo lalako akao amin'i Kristy, ôtran'ny ampianarako an'azy reo na aiza na aiza sy akao amin'ny fiangonana daôly. Amin'zao de lasa miavona ny sasany aminareo, magnano salan'ny hoe tsy ho avy aigny aminareo za.