plt-x-sihanaka_1co_text_reg/04/10.txt

1 line
276 B
Plaintext

Zahay de adala non'ny amin'i Kristy, fa anareo de hendry akao amin'i Kristy. Malemy zahay, fa anareo matanjaka. Anareo de nomem-boniniatra, fa zahay kosa tsy nalaim-baraka. Mandrak'zao zahay de nôgna sy mangetaeta, mahantra fitafy, vôkapoka mafy, ary tsy magnan-kialofagna.