plt-x-sihanaka_1co_text_reg/04/08.txt

1 line
458 B
Plaintext

Efa anagnanareo daôly ze ra tadiavinareo! Efa lasa mpanankarena nareo! Ary efa nanomboka nanjaka nareo ary zany de tsy avy taminay! Za de maniry tokoa ny nanjakanareo, mba hafahanay manjaka miaraka aminareo. Fa za de mieritreritra fa Andriamanitra de nametraka antsika ho apostoly mibaribary ôtan'ny farany amin'ny laharana sy ôtran'ny ôla vôheloka ho faty. Zahay de lasa fampisehogna ho an'zao tontolo zao ho an'reo anjely, ary ny ho an'ny olombelona.