plt-x-sihanaka_1co_text_reg/04/03.txt

1 line
258 B
Plaintext

\v 3 \v 4 Fa aminà de ra kely de kely ny tokony hitsaranareo na hitsaran'ôlombelona daôly anà. Fa na za aza tsy mitsara ny tegnako. Za de tsy mafantatra ze fiampangana natao taminà, fa zany de tsy midika fa tsy magnan-tsiny za. Ny Tompo no mitsara anà.