plt-x-sihanaka_1co_text_reg/03/12.txt

1 line
306 B
Plaintext

\v 12 Am'zao fotôna zao raha misy ôla magnorina akeo ambonin'ny fototra amin'ny volamena, volafotsy,vato sarobidy, hazo, bozaka, na mololo,\v 13 de habôgna ny asany, fa ny andro mazava no hampibôgna an'zany. Satria habôgna amin'ny afo zany. Ny afo no hitsapana ny hatsaran'ny natoan'ny tsiraikaraika.