1 line
299 B
Plaintext
1 line
299 B
Plaintext
\v 21 No zany tsisy firearehana momban'ny ôla ntsony! Fa ny ra daôly de an'nareo, \v 22 na Paoly, na Apolosy, na Kefasy, na zao tontolo zao, na fiaignana, na fafatesana, na ra amin'zao fotôna, na ra ho avy. Ny ra daôly de an'nareo. \v 23ary anareo de an'i Kristy, ary Kristy de an'Andriamanitra. |