plt-x-sihanaka_1co_text_reg/13/11.txt

1 line
542 B
Plaintext

Tamin'ny mbôla zaza za, de nikoragna ôtran'ny zaza, nieritreritra ôtran'ny zaza, nisaigna ôtran'ny zaza. rafa geda za, de navelako ny fazazana. Fa am'zao fotôna zao tsika de matazagna tsy mivantana amin'ny fitaratra, fa rahatr'zay de hifagnatri-tava. Am'zao fotôna zao za de mafantatra amin'ny ampahagny, fa avekeo za de hafantatra tanteraka ôtran'ny nafantarana anà tanteraka. Fa am'zao fotôna zao de reto telo reto no mitôtra: ny finoana, ny fagnantenana rahatrizay, ary ny fitiavana. Fa ny lehibe ndrindra am'reo de ny fitiavana.