|
\v 19 \v 20 Reo fiangonan'i Asia de magnano veloma an'nareo. Akila sy Pritsila de magnano veloma an'nareo akao amin'ny Tompo, miaraka amin'ny fiangonana ze akao amin'ny fonenan-jareo. Ny rahala daôly magnano veloma an'nareo. Mifaganova veloma amin'ny oroka masina. |