plt-x-sihanaka_1co_text_reg/15/01.txt

1 line
306 B
Plaintext

\v 1 \v 2 Am'zao fotôna zao mampatsiaro an'nareo za, ry rahala, ny amin'ny filazantsara ze nambarako taminareo, ze noraisinareo sy ze nitsangananareo. Amin'ny alalan'zany filazantsara zany no hamonjena an'nareo, raha mitana mafy amin'ny teny notoriko taminareo anareo, raha tsy hoe ninonino fôgna anareo.