plt-x-sihanaka_1co_text_reg/13/04.txt

1 line
398 B
Plaintext

\v 4 Ny fitiavana de mahari-po sady tsara fanahy. Ny fitavana de tsy mitsiriritra na mirehareha. Tsy miavona \v 5 na manao ze tsy mahamendrika. Tsy tia tegna. Tsy mora tezitra, na mitanisa fahadisona.\v 6 Tsy mifaly amin'ny tsy fahamarinana. Fa kosa mifaly amin'ny fahamarinana. \v 7 Ny fitiavana de mandefitra ny zavatra daôly, mino ny ra daôly, matoky ny ra daôly,ary miharitra ny ra daôly.