\v 17 Fa Kisty de tsy nagniraka an'ana mba hampagnano batisa fa hitory ny filazantsara. Izy tsy nandefa an'ana hitory amin'ny tenin'ny faendren'ny olombelona, mba tsy ho fôna ny herin'ny hazofijalian'i Kristy.