plt-x-sihanaka_1co_text_reg/11/25.txt

1 line
389 B
Plaintext

\v 25 Mitovy amin'zany kô de noraisiny ny kapôka rafa avy nina-kanigna hariva, ary niteny Izy hoe: "Ity kapôka ity no fanekegna vaovao akoa amin'ny ràko. Atôvy zao na ovegna na ovegna nareo no misotro, ho fatsiarovagna an'Ana." \v 26 Amin'ny fotôgna rehetra ze hignananareo ity mofo ity sy hisotronareo amin'ity kapôka ity, de magnambara ny fafatesan'ny Tompo mandra-piaviny nareo.