plt-x-sihanaka_1co_text_reg/03/18.txt

1 line
417 B
Plaintext

\v 18 Aza avela hisy ôla hamita-tegna. Raha misy ôla akeo aminareo mihevitra fa hendry izy ami'zao vanim-potôna zao, avelao izy ho lasa "adala" amin'zay mbô ho lasa hendry izy.\v 19 Fa ny fahendren'zao tontolo zao de fadalana akeo amin'Andriamanitra. Satria vôsoratra hoe: "Nahatratra ny hendry tao amin'ny hafetsen-jareo Izy. \v 20 "Ary kô hoe: "Ny Tompo de mahalala fa ny fihevitry ny hendry de zava-pôna."