plt-x-sihanaka_1co_text_reg/03/16.txt

1 line
287 B
Plaintext

\v 16 Tsy fantatrareo ma fa anareo de tempolin'Andriamanitra ary ny Fanahin'Andriamanitra no mipetraka akao aminareo?\v 17 Raha misy ôla mandratra ny tempolin'Andriamanitra , de handratra zany ôla zany kô Andriamanitra. Fa masina ny tempolin'Andriamanitra, ary salan'zany kô anareo.