plt-x-sihanaka_1co_text_reg/13/01.txt

1 line
750 B
Plaintext

Na de atao hoe miteny amin'ny fitenin'reo ôla sy reo anjely aza za. Fa raha tsy managna fitiavana, de tonga vy magnenona kipantsona mikarantsam-peo za. Na de atao hoe magnana fagnomezan'ny faminagniana ary mafantatra reo zava-miafina sy fahalalana daôly aza za, ary managna ny finoana daôly afahana mamindra reo tanety. Fa raha tsy manam-pitiavana, de tsisy dikany za. Na de atao hoe magnome ze daôly anagnako amahanana ny mahantra aza za, ary magnolotra ny tegnako ho dorana. Fa raha tsy manam-pitiavana, de tsy mahazo na ino na ino za. [Fagnamarihana: Ny ULB sy ny UDB de samy managna dikan-teny betsaka, mivaky ôtran'zao hoe: "Ameko mbô ho dorana ny tegnako." Ny dikan-teny sasagny kosa de mivaky hoe: "Ameko ny tegnako mbô ho reharehako."]