plt-x-sihanaka_1co_text_reg/11/25.txt

1 line
378 B
Plaintext

\v 25 Mitovy amin'zany kô de noraisiny ny kapôka refa avy nihinana hariva, ary nitare Izy hoe: "Ity kapôka ity no fanekena vaovao akao amin'ny ràko. Ataovo zao na ovena na ovena anareo no misotro, ho fatsiarovana Ana." \v 26 Amin'ny fotôgna daôly ze hinananareo ity mofo ity sy hisotronareo amin'ity kapôka ity, de magnambara ny fafatesan'ny Tompo mandra-piaviny anareo.