plt-x-sihanaka_1co_text_reg/11/01.txt

1 line
451 B
Plaintext

\v 1 Alao tahaka za, ôtra anà mpaka tahaka an'i Kristy. \v 2 Ary midera an'nareo za satria matsiaro ana amin'ny ra daôly anareo. Midera an'nareo za satria mitàna mafy ny fombafomba araka ze nanolorako an'jareo takeo aminareo anareo. \v 3 Ary teko ho azonareo fa Kristy no lôn'ny leila daôly, fa ny lahy no lôn'ny vavy, ary Andriamanitra no lôn'i Kristy. \v 4 Ary magnala voninahitra ny lôny reo leila ze mivavaka na maminagny ka misaron-dô.