plt-x-sihanaka_1co_text_reg/10/28.txt

1 line
624 B
Plaintext

\v 28 Fa raha misy mitare aminao hoe: "Ty ahanina ty de avy aigny amin'ny fagnatitry ny mpanompo sampy," de aza mihinana an'zany. Zany de ho an'le nampafantatra an'nareo, sy ho an'ny fieritreretana.[Fagnamarihana: Ny dikan-teny talô sasagny de magnampy hoe: "Fa ny tany sy ny ra daôly akao amin'azy de an'ny Tompo."Fa ny dikan-teny tsara ndrindraka de tsisy an'zany.]\v 29 Tsy matare hoe ny fieritreretana manokana, fa ny fisaignan'ny ôlon-kafa. Nagnino ny fahafahako no tokony hotsarain'ny fieritreretan'ny hafa?\v 30 Raha mihinana ny ahanina amim-pankasitrahana za, nagnino no tivativaina am'ze nagnomezako fisaorana?