plt-x-sihanaka_1co_text_reg/10/25.txt

1 line
319 B
Plaintext

\v 25 Afaka mihinana ze ra daôly amidy aigny an-tsena anareo, fa aza magnontany ny fieritreretana. \v 26 Fa "An'ny Tompo ny tany, sy ze daôly misy akeo amin'azy." \v 27 Raha misy tsy mpino magnasa an'nareo hinana, ka te ho aigny anareo, de hoano ze ra daôly mipetraka akeo agnolônanareo ka aza mivaky lô mandinika.