plt-x-sihanaka_1co_text_reg/10/05.txt

1 line
235 B
Plaintext

\v 5 Fa Andriamanitra de tsy nankasitraka tsara ny ankamarôn-jareo,ary ny fatin-jareo de niparitaka taigny agn'efitra.\v 6 Am'zao fotôna zao reigny ra reigny de ohatra ho antsika, mba tsy hagnirintsika ra ratsy salan'ny nilan-jareo.