plt-x-sihanaka_1co_text_reg/04/14.txt

1 line
354 B
Plaintext

\v 14 Zà de ty nanoratra reo ra reo mba hahamenatra anareo, fa manitsy anareo salan'ny zanaka malalako. \v 15 Fa na de magnana mpiambina rai-alina akao amin'i Kristy aza anareo, de tsy magnana ray betsaka be. Fa za de lasa rainareo akao amin'i Kristy Jesosy tamin'ny alalan'ny filazantsara. \v 16 No zany de mamporisika anareo za mba ho mpaka-taka anà.