plt-x-sihanaka_1co_text_reg/16/21.txt

1 line
395 B
Plaintext

\v 21 Za, Paoly, manoratra ty amin'ny tagnako. \v 22 Raha misy ôla tsy te ny Tompo, enga ane mbô ho vôhozogna izy. Ho tonga, ny Tompotsika! \v 23 Ho aminareo anie ny fahasoavan'i Jesosy Tompo. \v 24 Ho aminareo daôly ny fitiavao akao amin'i Jesosy Kristy. [Fanamarihana: Ny dikan-teny talô de magnampy hoe: "Amena." Fa ny vaovao hafa, akao agnatin'zany ny ULB sy ny UDB, de manala an'zany.]