plt-x-sihanaka_1co_text_reg/16/17.txt

1 line
212 B
Plaintext

\v 17 Mifalia amin'ny fatongavan'i Stefanasy, Fortinatasy, ary Akaiosy za. Nameno ny tsy naha-teo an'nareo zareo. \v 18 Fa namelombelona ny fanahiko sy ny an'nareo zareo. Ka noho zany, fantaro ny ôla salan'zany.