plt-x-sihanaka_1co_text_reg/16/15.txt

1 line
300 B
Plaintext

\v 15 Hainareo ny tokatranon'i Stefanasy, fa zareo no niova fo vôlôny tao Asaia, ary zareo nametraka ny tenan-jareo ho amin'ny fagnompôna ny mpino. Ary mamporisika an'nareo za, ry rahala, \v 16 mbô hagneiky ny ôla salan'zany sy amin'ny ôla daoly ze magnampy amin'ny asa sy miasa miaraka aminay.