\v 13 Miembena, mipitraha tsara amin'ny finoana, miasà ôtran'ny leila, mahereza. \v 14 Ôka ho atao am-pitiavana ze ataonareo daôly.