plt-x-sihanaka_1co_text_reg/16/10.txt

1 line
531 B
Plaintext

\v 10 Ary rafa tonga i Timoty, de ezaho mbô tsy hatatra izy miaraka aminareo, fa magnano ny asan'ny Tompo izy, ôtran'ny ataoko. \v 11 Aza avela hisy ôla hagnano tsinotsinona an'azy. Ampeo izy amin'ny lalan'ny fiadanana, mbô ahafahany magnantona anà. Fa mandigny an'azy mbô ho tonga hiaraka am'reo rahala za. \v 12 Ary makasika an'i Apolosy ralatsika, de nampirisika an'azy mafy za mbô hitsidika an'nareo miaraka am'reo rahala. Fa mbôla den'ny ho tonga izy am'zao fotôna zao. Na zany aza, ho tonga izy rafa mety ny fotôna.