plt-x-sihanaka_1co_text_reg/15/47.txt

1 line
378 B
Plaintext

\v 47 Ny ôla vôlôny de avy amin'ny tany, namboarina tamin'ny vovoka. Ny ôla farôy de avy aigny an-dagnitra. \v 48 Salan'le raika namboarina tamin'ny vovoka, salan'zany kô le ôla aigny an-dagnitra, ary salan'zany iany kô reo ze avy aigny an-dagnitra. \v 49 Salan'ny nitondratsika ny endriky le ôlon'ny vovoka, de hitondra ny endrik'le ôlon'ny lagnitra iany kô tsikana.