plt-x-sihanaka_1co_text_reg/15/27.txt

1 line
403 B
Plaintext

\v 27 Fa "Napetrany takeo ambanin'ny tongony avokoa ny ra daôy." Fa vôlaza fa: "Izy no nametraka ny ra daôly," de mazava tsara fa tsy tafiditra akao agnatin'zany le raika nametraka ny ra daôly hagneky ny tegnany. \v 28 Rafa nagneky an'Azy ny ra daôly, de ny Zanaka miitsy no haneky le raika ze nampaneky ny ra daôly ho an'Azy. Hibôgna zany mbô ho daôly akao amin'ny daôly ny Andriamanitra Ray.