plt-x-sihanaka_1co_text_reg/15/24.txt

1 line
324 B
Plaintext

\v 24 Avy akeo de ho tonga ny farany, rafa amen'i Kristy ho an'Andriamanitra Ray ny fanjakana. Zany de raga hanafôna ny fitsipika daôly sy ny fahefana daôly ary ny hery Izy. \v 25 Fa tsy maintsy manjaka Izy mandra-pametrany ny favalony daôly akao ambanin'ny tongony. \v 26 Ny favalo farany ho haringana de ny fafatesana.