plt-x-sihanaka_1co_text_reg/15/12.txt

1 line
350 B
Plaintext

\v 12 Am'zao fotôna zao raha lazaina fa i Kristy de natsangana tamin'ny maty, manakôry no mety ahafan'ny sasany aminareo milaza fa tsisy ny fitsanganana amin'ny maty? \v 13 Nefa raha tsisy ny fitsanganana amin'ny maty, de tsy natsangana mitsy Kristy; \v 14 ary raha tsy natsangana Kristy, de fôgna ny fitorianay, ary fôgna iany kô ny finoanareo.