plt-x-sihanaka_1co_text_reg/15/08.txt

1 line
232 B
Plaintext

\v 8 Farany ndrindra, de nibôgna tamina Izy, salan'ny hoe tamin'ny zaza teraka tsy tonga volana. \v 9 Fa za no kely ndrindra am'reo apostoly. Za de tsy mendrika antsovina hoe Apostoly satria nanenjika ny fiangonan'Andriamanitra za.