plt-x-sihanaka_1co_text_reg/14/37.txt

1 line
452 B
Plaintext

\v 37 Raha misy meritreritra ny tegnany ho mpaminagny na ara-pagna, de tokony hagneky izy fa reo ra ze soratako aminareo de didin'ny Tompo. \v 38 Fa raha misy tsy magneky zany de aleo izy tsy ho ekena. [Fanamarihana: Ny ankamaroan'ny dikan-teny, akao agnatin-zany NY ULB sy UDB, de mamaky hoe: "Fa raha misy tsy magneky zany de ôka tsy ho ekena ." Ny dikan-teny sasagny talô magnano hoe: "Fa raha misy tsy malala izany, de oka izy tsy halala izany."]