plt-x-sihanaka_1co_text_reg/14/34.txt

1 line
399 B
Plaintext

\v 34 Ny vevavy de tokony hitazona fanginana akao am-pengonana. Satria tsy mahazo alalana hitare zareo. Fa kosa, tokony hagneky zareo, salan'ny ambaran'ny lalàna. \v 35 Raha misy irin-jareo henarana, avelao hanontany ny vadiny aigny an-trano izy reo. Fa mamenatra ho an'ny vevavy ny mitare akao am-pengonana. \v 36 Avy aminareo ma no neven'ny tenin'Andriamanitra? Anareo rerika ma no vôkasik-zany?