plt-x-sihanaka_1co_text_reg/14/31.txt

1 line
337 B
Plaintext

\v 31 Fa ny tsiraikaraika de afaka mifandimby mamignany mba hafahan'ny tsiraikaraika mianatra ary mba hahery ny daôly. \v 32 Fa ny fagnan'reo mpamignany de akeo amban'ny fagnaraha-mason-reo mpamignany. \v 33 Fa Andriamanitra de tsy Andriamanitry ny fikorontanana, fa ny fiadanana. Zany no fitsipika ho an'reo fengonan'reo mpino daôly.