plt-x-sihanaka_1co_text_reg/14/26.txt

1 line
576 B
Plaintext

\v 26 Ino zany no manaraka, ry rahalà? Rafa tafaray anareo, ny tsiraikaraika de magnana salamo, fampegnarana, fanambarana, fiteny tsy fantatra, na fandikan-teny. Atôvy ny ra-daôly mba hanorenanareo ny fengonana.\v 27 Raha misy mitare amin'ny fiteny tsy fantatra, avelao hisy ro na farafabetsany telo eo, ary mande tsiraikaraika, avy akeo de tokony hisy tokana handika ny tegny ze vôlaza.\v 28 Fa raha tsisy mpandika tegny, avelao ny tsirairay amin'jareo hitazona fahanginana akao am-pengonana. Avelao ny tsirairay hiresaka mitokona amin'ny tegnany sy amin'Andriamanitra.