plt-x-sihanaka_1co_text_reg/14/20.txt

1 line
369 B
Plaintext

\v 20 Ry rahalà, aza mba zaza amin'ny fihevitrareo. Fa kosa, raha amin'ny ratsy de magnanôva ôtran'ny zaza. Fa amin'ny fihevitrareo de ôka ho matotra anareo. \v 21 Akao amin'ny lalàna de vôsoratra hoe: "Amin'ny alalan'ny ôla hafa fiteny sy amin'ny alalan'ny molotry ny vahiny de hiresaka amin'reto ôla reto Za. Na de tsy hareigny Ana aza izy reo," ozy ny Tompo.