plt-x-sihanaka_1co_text_reg/14/15.txt

1 line
365 B
Plaintext

\v 15 Ino no tokony ho atôko? Hivavaka amin'ny Fagnako za, fa hivavaka amin'ny saignako iany kô. Hihira miaraka amin'ny Fagnako za, ary hihira miaraka amin'ny saignako iany kô. \v 16Raha tsy zany, raha midera an'Andriamanitra miaraka amin'ny Fagna anareo, akôry no hitenenan'ny vahiny hoe: "Amena" rafa magnome fisaorana enao raha to ka tsy fantany ze lazaiano.